|
|
|
|

Teny iditra1  fahadiovana
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cleanliness, purity [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 propreté [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
7 pureté [1.3, 1.8]
8 clarté, innocence [1.3]
Ohatra  9  Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470]
10  Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Tovy hevitra  13 hadio, hadiovana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15 Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02