|
|
|
|

Entry1  fahagola
Part of speech  2  adjective or adverb
Elementary words  3  faha~, gola
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
8  [1.13] taloha, fahiny
Explanations in English  9  [1.2#146] anciently, in former times.
ancient, very ancient
10  [1.7] in olden times
Explanations in French  11  [1.8] anciennement
12  [1.13] archaïque
Examples  13  [2.508] Ny mponina fahagola : Ny Vazimba.
14  [2.117#120] Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany.
15  [2.285#235] Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola.
Vocabulary  16  Time
Synonyms  17  fahagolantany
Analogs  18  fahiny
Article  19  Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10