Entry | fahahiazana (hia) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] | |
Synonyms | hahia ~ hahiazana | |
Updated on 2023/02/03 |