Entry | hahia (hia) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | hahiazana ~ fahahiazana | |||
Proverbs | Proverbs containing the word hahia | |||
Anagrams | ahahy, hahay, hahia |
Updated on 2023/01/20 |