Entry | 1 fahamasinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 masina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana |
Explanations in French |
5 [1.3#223] Vertu, efficacité, sainteté. |
Examples |
6 [2.996#] Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; 7 [2.324#] Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. |
Anagrams | 8 fahamasinana, hanamafisana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |