|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahandro
Part of speech  2  noun
Root  3  handro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra?
Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao
Proverbs  5  Proverbs containing the word fahandro

Entry (2/2)6  fahandro
Part of speech  7  adjective
Root  8  handro
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia

Anagrams  10  fahandro, fandraho, hafandro, hafondra

Updated on 2025/07/29