Entry | 1 fahanginana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 gina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) |
Explanations in English |
7 [1.7] silence; quiet; loneliness |
Explanations in French |
8 [1.8, 1.5] silence 9 [1.8] action de se taire; solitude |
Examples |
10 [2.270] Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany. 11 [1.221] Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! |
Synonyms | 12 fanginana, hanginana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |