Entry | 1 fahasalamàna |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 salama |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena |
Explanations in English |
5 [1.7] the state of one's health; good health |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] santé 7 [1.3] paix, bonheur |
Examples |
8 [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana?
9 [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy. 10 [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; 11 [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. |
All compound words |
|
Vocabulary | 18 Health |
Synonyms | 19 hasalamàna |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |