| Entry (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 fahatsiarovana, tena |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety 6 [1.13] fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana |
| Explanations in French |
7 [1.13] conscience |
| Examples |
8 [1.369#] Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. 9 [2.285#] Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. |
| Vocabulary |
10 Philosophy |
| Entry (2/2) | 11 Fahatsiarovan-tena |
| Part of speech | 12 name (book title) [Full list] |
| Elementary words | 13 fahatsiarovan-tena |
| Vocabulary |
14 Literature: books |
| Author |
15 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
| Anagrams | 16 fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena |
| Updated on 2025/08/10 |
|