Entry (1/2) | 1 fahavaratra |
Elementary words | 2 faha~, 3 varatra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1] |
Explanations in English |
6 The rainy season, the summer [1.2#146] 7 summer, the thunderstorm season [1.7] |
Explanations in French |
8 l'été austral, la saison des temps orageux [1.8] |
Examples |
9 Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra.
[2.59]
10 Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117] 11 asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69] |
All compound words | 12 mosarem-pahavaratra |
Vocabulary | 13 Time 14 Geography: (in general) |
Analogs | 15 lohataona, fararano, ririnina |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 17 Fahavaratra |
Elementary words | 18 faha~, 19 varatra |
Part of speech | 20 name (book title) [Full list] |
Author |
21 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
22 Imprimerie Faneva. 1965. Pages: 150. |
Anagrams | 23 Fahavaratra, fahavaratra |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |