Entry | 1 lohataona |
Elementary words | 2 loha, 3 taona |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1] |
Explanations in English |
6 springtime [1.7] |
Explanations in French |
7 printemps [1.8] |
Examples |
8 fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka;
[2.69]
9 fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245] |
Vocabulary | 10 Time 11 Geography: (in general) |
Analogs | 12 fahavaratra, fararano, ririnina |
Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
Anagrams | 14 halotoana, 15 lohataona |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |