|
|
|
|

Entry1  fahavoazana
Part of speech  2  noun
Root  3  voa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny
Explanations in English  5  [1.7] defeat, failure, misfortune
Explanations in French  6  [1.8] défaite, insuccès, malheur
Proverbs  7  Proverbs containing the word fahavoazana

Updated on 2025/07/29