|
|
|
|

Entry (1/3)1  fahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa
Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera
Explanations in English  4  [1.2] that which is the sustinence or support of another.
Explanations in French  5  [1.3#137] soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant
figuré: obstination
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words 

Entry (2/3)21  fahana
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.78] sakafo [Taisaka]
24  [1.1] Sakafo omem-bahiny
Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely
Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy
Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy
Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady
Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo!
Explanations in English  25  [1.2] that without which nothing has any consistency
nourishment, strength, ration, subsistence, complement
that which has been made firm, complete, or solid
a gun charge
a present of food to strangers
the weft in weaving
26  [1.7] a gift of food, food
Explanations in French  27  [1.3#137] cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration
charge d'une arme à feu
action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu
28  [1.82] qu'on nourrit [Taisaka]
29  [1.8] cadeau en vivres; nourriture
Examples  30  [1.3#137] Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres)
31  [1.3#137] Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre)
32  [1.3#137] Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies)
33  [1.3#137] Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches)
34  [1.3#137] Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée)
35  [1.3#137] Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu)
Morphology 
36  Simple :
37  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 
Vocabulary  55  Economy: food

Entry (3/3)56  faha~na
Part of speech  57  circumfix [Full list]

Anagrams  58 faha~na, fahana, 59 fanaha, 60 hafàna

Updated on 2025/09/13