|
|
|
|

Teny iditra1  fahizay
Singan-teny  2 faha~, 3 izay
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Taloha, fahiny, hatrany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 At that time. [1.2]
7 in former times; in those times [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps [1.3#136]
Ohatra  9  Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay. [2.113#]
10  Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay. [2.445#]
Voambolana  11  Fotoana
Tovy hevitra  12 fahizany, fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11