|
|
|
|

Teny iditra1  fehizay
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ny fahizay, fahizany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as fahizay [1.2]
Ohatra  5  Indro miadana ny tany rehetra, mandry fehizay izy, velona ny hobin-kafaliana. [2.996]
Tovy hevitra  6 fahizay, fahizany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12