|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 faho
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iray' tsy ilaina nefa sarotra akifika, fanampiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 mixed, in a mixed state. See haro [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)23 faho
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 a handsome palm-like shrub which yields sago, but care must be taken in its preparation. Cycas circinalis. Same as vofaho [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26 (faho, en général, évoque l'idée de mélange. On écrase le tronc de cette sorte d'arbre et on en mélange la pulpe avec de l'eau pour isoler la fécule qu'on obtient ensuite par décantation). Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae). On tire de son tronc une sorte de fécule rappelant le sagou. Utilisée dans l'alimentation. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)28 faho
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 appellation botanique: Chloroxylon faho [2.612]
Voambolana  31 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  32maintsoririnina, vofaho

Teny iditra (4/4)33 Faho
Sokajin-teny  34 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  35 Pau [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  36 Paü [2.996]
Voambolana  37 Soratra Masina
Tovy hevitra  38pao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39Toko sy andininy momba Faho

Fivaditsoratra  40 faho, Faho, 41 foha, 42 hafo, 43 hofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03