|
|
|
|

Entry1  fakantsary
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fakana, sary
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitaovana ampiasaina hakana sary fòtògrafia
Examples  5  [2.332#] Vetivety dia nilamina teo anoloan' ny fakantsary izahay
Vocabulary  6  Technology
Illustrations 

Anagrams  8  fakantsary, farantsika

Updated on 2025/01/21