|
|
|
|

Teny iditra1  fakofako tsy mba kitay
Singan-teny  2 fakofako, 3 tsy, 4 mba, 5 kitay
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza zavatra madinika tsy ahavitan-javatra, tsy azo ianteherana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12