Entry | 1 famantarandrivotra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 famantarana, rivotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra |
Explanations in English |
5 [1.2] [famantaran-drivotra] A weather-cock. |
Vocabulary |
6 Instrument |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |