|
|
|
|

Entry1  famaranana
Part of speech  2  noun
Root  3  farana
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
famitana, fanaperana
Explanations in English  10  [1.2] a smoothing-knife
the final declaration about business that has been done.
11  [1.7] the end or finishing of something; the act of smoothing
Explanations in French  12  [1.3] la terminaison
13  [1.3] la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument
14  [1.8] action de clôturer une réunion; finition, polissage
15  [1.66] terminale
Examples  16  [2.245] Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
17  [2.606] Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara.

Anagrams  18  famaranana, fanamarana, fanaramana, namafarana

Updated on 2025/08/10