Entry (1/3) | 1 famoizana |
Root | 2 foy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 rejection, abandonment ; renunciation [1.7] |
Explanations in French |
5 L’action d’abandonner, de renoncer Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana [1.3] 6 action de renoncer, de perdre [1.8] |
Examples |
7 dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
[2.59#]
|
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Vocabulary | 9 Emotions |
Entry (2/3) | 10 famoizana |
Root | 11 foy |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fahavakisana vay, famoahana nana [1.1] |
Vocabulary | 14 Health |
Entry (3/3) | 15 famoizana |
Root | 16 foy |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1] |
Explanations in English |
19 Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse. A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. the last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2] |
Vocabulary | 20 Health 21 Beliefs |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |