|
|
|
|

Entry1  fampitodihana
Part of speech  2  noun
Root  3  todika
Explanations in French  4  [1.13] orientation
Examples  5  [2.606#] Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany.
Synonyms  6  fitodihana, fitarihan-dalana

Updated on 2025/07/29