|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadinana |
| Fototeny | 2 adina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanontaniana, fanantsafana:
5 No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? 6 Fakana am-bavany, famotorana: 7 Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky 8 Fitsapana fahaizana: 9 Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara 10 Manala na maka fanadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 an examination, or a book of questions.
[1.2] 12 an examination [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 L'examen, les questions
[1.3] 14 information [1.4] 15 examen [1.8] |
| Ohatra |
16 Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
17 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | fanadinana, 19 fandainana, 20 fandaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|