|
|
|
|

Entry1  fanadinoana
Part of speech  2  noun
Root  3  hadino
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra
Explanations in French  6  [1.3#202] l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner
Examples  7  [2.944] Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy.
8  [2.499] Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana.
Proverbs  9  Proverbs containing the word fanadinoana

Anagrams  10  fanadinoana, nandafianao

Updated on 2025/08/10