|
|
|
|

Entry1  fanafy
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana
Azo tafiana, tokony hotafiana: Ny mahantra tahaka ireny no fanafy
Root  4  tafy

Anagrams  5  afafin, fafaƱy, fafany, fanafy, fiafan, fifana, fifana~, finafa, ifafan, nafafy, nifafa

Updated on 2025/05/07