|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanahana
Part of speech  2  noun
Root  3  ahana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka

Entry (2/3)5  fanahana
Part of speech  6  noun
Root  7  haha
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka)
Explanations in French  9  [1.3#204] L’action de délier, de démonter, de dévisser

Entry (3/3)10  fanahàna
Part of speech  11  noun
Root  12  taha
Explanations in Malagasy  13  [1.1] fanomezana zavatra hatao taha na onitra
Explanations in French  14  [1.3#643] l'action de donner une compensation, le motif

Anagrams  15  anafahan, anahafan, fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana, hanafana, nafahana, nahafana, nanafaha, nanahafa

Updated on 2025/08/10