|
|
|
|

Entry1  fanaikitra
Part of speech  2  noun
Root  3  kaikitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiketoka amin' ny nify, fanindrona: Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry ny moka atỳ izany
Explanations in French  5  [1.3#304] Ce qu'on saisit avec les dents, manière de mordre

Anagrams  6  fanaikitra, fiantraika, fitakarina, fitraikana, nikatrafay

Updated on 2025/07/29