|
|
|
|

Entry1  fanakorontanana
Part of speech  2  noun
Root  3  korontana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana
Explanations in French  5  [1.3#359, 1.13] la perturbation
6  [1.3#359] la révolution
Examples  7  [2.245#] samy niharan' ny fanakorontanana koa manko.
8  [4.27#] Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany.

Updated on 2025/07/29