Entry | 1 fanasabodehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sabodika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |