|
|
|
|

Entry1  fanasaoka
Part of speech  2  noun
Root  3  saoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manasaoka, manampy lamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy
Azo saohana

Anagrams  5  fanasaoka, fanasoaka, nasafoaka, sakafoana

Updated on 2025/01/21