Entry | 1 fanatanjahantena |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 fanatanjahana, tena |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] [fanatanjahan-tena] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena |
Explanations in French |
5 [1.13] éducation physique |
Examples |
6 [2.356#] Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. |
Vocabulary |
7 Sports |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |