|
|
|
|

Entry1  fanatsarana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsara
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana
7  [1.13] fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa
Explanations in French  8  [1.13] amélioration
Examples  9  [1.320#] ny fanatsarana ny tanĂ na sy ny fonenana
10  [1.369#] Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa
11  [2.445#] Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina

Updated on 2025/08/10