|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandatsana |
| Fototeny | 2 latsa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 insulte, injure, outrage
[1.3#389] |
| Ohatra |
6 Efa fandatsana anie izany, ny Andriana!
[2.528#]
7 ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy [2.587#] 8 Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa [1.381#] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|