|
|
|
|

Teny iditra1  fandavantena
Singan-teny  2 fandavana, 3 tena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 abnégation, volonté, disponibilité [1.5]
Ohatra  6  Volana vitsivitsy feno fandavantena toy izany no nolaniny tao Vohipeno. [2.499]
7  Nampianatra ny amin' ny fandavantena sy ny fahazotoana izy, ka ny fanaon' ny mpifanala hazakazaka ho nataony ohatra. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12