|
|
|
|

Entry1  fandio
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano na zavatra entina hanadio
Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka
Explanations in French  4  [1.3#106] Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer
Examples  5  [2.472#] Omeo fandio, hoy indray i Bemanana.
6  [2.470#] Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana.
Root  7  dio
Zoonyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word fandio

Anagrams  11  afodin, andofy, fandio, fanody, fiando, fidona, nadifo, nadofi, nafody, nofadi

Updated on 2025/01/21