|
|
|
|

Entry1  fandresena
Part of speech  2  noun
Root  3  resy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema
Explanations in English  5  [1.7] victory
Explanations in French  6  [1.8] victoire

Anagrams  7  andrefesan, fandresena, nandrefesa

Updated on 2025/07/29