Entry | 1 fandrobohana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 roboka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |