|
|
|
|

Entry1  fanekena
Part of speech  2  noun
Root  3  eky
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka
7  [1.13] fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa
Explanations in English  8  [1.2] a treaty, an agreement, a covenant.
9  [1.7] an agreement, a contract, a treaty
Explanations in French  10  [1.8] accord, contrat, traité
11  [1.13] acceptation
Examples  12  [2.508#] Natao tao Sarimasy ny fanekena.
13  [1.436#] Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona.
Other spellings  14  fanaikena
Proverbs  15  Proverbs containing the word fanekena
Article  16  Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10