|
|
|
|

Entry1  fanevamena
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  faneva, mena
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy
Explanations in English  6  [1.2] [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena.
Examples  7  [2.59#] Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao;
Vocabulary  8  Military
Other spellings  9  fanevamena

Anagrams  10  famenavena, fanevamena

Updated on 2025/08/10