Entry (1/2) | 1 fangitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 16 words containing fangitra |
Explanations in Malagasy |
9 [1.10#F.339] soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. 10 [1.1] Faritra |
Explanations in English |
11 [1.2] a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra |
Explanations in French |
12 [1.3#147] contour, délimitation, circonscription 13 [1.13] coordonnées |
Vocabulary |
14 Mathematics: algebra |
Entry (2/2) | 15 fangitra |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Taimoro]
tapaka (volondoha) |
Anagrams | 18 fangitra, fitranga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |