Entry (1/2) | 1 fanidinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 idina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra |
Explanations in French |
5 [1.3] L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage |
Entry (2/2) | 6 fanidinana |
Part of speech | 7 noun |
Root | 8 sidina |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena |
Explanations in French |
10 [1.3] L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fanidinana |
Anagrams | 12 fanidinana, nandafiany, nandifiana, nifandaina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |