|
|
|
|

Teny iditra1  fanjarianasa tena
Singan-teny  2 fanjariana, 3 asa, 4 tena
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 orinasa an'olontokana na fianakaviana iray ka izy ireo ihany no mpiasa ao [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 entreprise individuelle [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11