|
|
|
|

Entry1  fanjehena
Part of speech  2  noun
Root  3  zehy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandrefesana amin' ny zehy
Famaritana, faminavinana, famerana: Fadio, hoy ny Ntaolo, ny fanjehena ny andro ho lava

Updated on 2025/07/29