|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanoka
Fototeny  2 soka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana
5 Azo asiana soka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut plonger dans la teinture noire, manière de plonger [1.3#617]

Teny iditra (2/2)7  fanôka
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 mendrika, antonona [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10 fanako, fanôka, fanoka, 11 fonàka, fonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27