|
|
|
|

Entry1  fanombanana
Part of speech  2  noun
Root  3  tombana
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra
Explanations in French  7  [1.3#718] l'action d'évaluer, le motif
8  [1.13] évaluation
Examples  9  [2.606#] Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany.
10  [1.369#] Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa?
11  [2.4#] Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy.

Updated on 2025/08/10