|
|
|
|

Entry1  fanontaniana
Part of speech  2  noun
Root  3  ontany
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy
Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] a question
10  [1.2] interrogation
Explanations in French  11  [1.3] l'interrogation, l'examen
12  [1.4] information
13  [1.8] question
Examples  14  [2.356#] Iza re no hamaly ny fanontaniana?
15  [2.470] Napetrany ihany anefa ny fanontaniana:
16  [4.27] Izany no fanontaniana tokana manan-danja:

Anagrams  17  fanontaniana, nifanatonana

Updated on 2025/08/10