|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faravodilanitra |
| Singan-teny | 2 fara, 3 vody, 4 lanitra |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 (fara vodi-lanitra) The horizon
[1.2] 8 the horizon [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 horizon
[1.8] |
| Ohatra |
10 Any an-koatr' irý faravodilanitra iry!
[2.499#]
11 Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528#] 12 Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357#] |
| Voambolana | 13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|