Entry (1/2) | 1 fasika |
Part of speech | 2 noun |
All compound words | 3 13 words containing fasika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra |
Explanations in English |
5 [1.2] sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. 6 [1.7] sand |
Explanations in French |
7 [1.8] sable |
Examples |
8 [2.356#62] Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. 9 [2.442#94] Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. |
Vocabulary |
10 Geology |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fasika |
Entry (2/2) | 12 fasika |
Part of speech | 13 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay |
Explanations in English |
16 [1.2] fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. |
Anagrams | 17 fasika, fikasa, fisàka, fisaka, sifaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |