|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 feni-tatamo |
| Singan-teny | 2 fenitra, 3 tatamo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 haingon-drary fanao amin' ny harona na sobika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [tatamo, a kind of water-lily.] A mode of plaiting mats and baskets
[Provincial]
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7 feni-karona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|