|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 feny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 4 feny |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fefy [Taimoro]
tamboho [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a fence, a hedge, an enclosure. See fefy [Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 15fefy, fenifeny |
| Teny iditra (3/4) | 16 feny |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Ny sofim-basy [1.1#284] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 the hammer of a gun [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 le chien de fusil [1.3#162] |
| Voambolana | 21 Miaramila |
| Teny iditra (4/4) | 22 feny |
| Sokajin-teny | 23 anarana fe sy mpisolo |
| Ohatra |
24 nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka.
[2.69#163]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|